forked from WA-Catalog/plt_tn
803 B
803 B
fanahin'ny fahendrena sy fanambarana amin'ny fahalalana Azy
''fahendrena ara-panahy mba hatakarana ny fanambarany''
mba hanazavana ny mason'ny fonareo
Ny ''mason'ny fonareo'' dia manambara ny fahaizan'ny tsirairay mahazo ny fahatakarana. DH: ''mba hahazo fahazoana ary hazavaina ianareo''
mba hanazavana ny mason'ny fonareo
DH: ''mba mety hanazavan'Andriamanitra ny fonareo'' na ''mba mety hanazavan'Andriamanitra ny fahatakaranareo''
hanazavana
''hampahiratana''
lova
Ny fandraisana izay nampanantenain' Andriamanitra ireo mpino, dia noresahina toy ny olona iray izay mandova ny fananana na harena avy amin'ny mpikambana iray ao amin'ny fianakaviana.
ireo olo-masin'Andriamanitra rehetra
DH: ''ireo rehetra izay natokany ho an'ny tenany'' na ''ireo rehetra izay Azy manontolo''