plt_tn/eph/01/17.md

24 lines
803 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fanahin'ny fahendrena sy fanambarana amin'ny fahalalana Azy
''fahendrena ara-panahy mba hatakarana ny fanambarany''
# mba hanazavana ny mason'ny fonareo
Ny ''mason'ny fonareo'' dia manambara ny fahaizan'ny tsirairay mahazo ny fahatakarana. DH: ''mba hahazo fahazoana ary hazavaina ianareo''
# mba hanazavana ny mason'ny fonareo
DH: ''mba mety hanazavan'Andriamanitra ny fonareo'' na ''mba mety hanazavan'Andriamanitra ny fahatakaranareo''
# hanazavana
''hampahiratana''
# lova
Ny fandraisana izay nampanantenain' Andriamanitra ireo mpino, dia noresahina toy ny olona iray izay mandova ny fananana na harena avy amin'ny mpikambana iray ao amin'ny fianakaviana.
# ireo olo-masin'Andriamanitra rehetra
DH: ''ireo rehetra izay natokany ho an'ny tenany'' na ''ireo rehetra izay Azy manontolo''