plt_tn/col/04/18.md

12 lines
531 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia mamarana ny taratasiny amin'ny fanaovana veloma voasoratry ny tanany manokana.
# Tsarovy ny fifatorako
Paoly miteny ny fatotra izay midika hoe izy tany an-tranomaizina. DH: "Tadidio aho ary mivavaha ho ahy rehefa any am-pigadrana aho"
# Ho aminareo anie ny fahasoavana
Eto ny hoe: "fahasoavana" dia maneho an'Andriamanitra, izay mampiseho fahasoavana ary malemy fanahy amin'ireo mpino. DH: "Mivavaka aho mba hanome fahasoavana anareo rehetra hatrany ny Tompontsika Jesosy Kristy"