# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia mamarana ny taratasiny amin'ny fanaovana veloma voasoratry ny tanany manokana. # Tsarovy ny fifatorako Paoly miteny ny fatotra izay midika hoe izy tany an-tranomaizina. DH: "Tadidio aho ary mivavaha ho ahy rehefa any am-pigadrana aho" # Ho aminareo anie ny fahasoavana Eto ny hoe: "fahasoavana" dia maneho an'Andriamanitra, izay mampiseho fahasoavana ary malemy fanahy amin'ireo mpino. DH: "Mivavaka aho mba hanome fahasoavana anareo rehetra hatrany ny Tompontsika Jesosy Kristy"