plt_tn/act/21/05.md

12 lines
366 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpino avy any Tyro.
# Rehefa tapitra ny andronay tenY
DH: "Rehefa tapitra ny fito andro" na "Fotoana handehanana"
# nandohalika teny amorn-dranomasina dia nivavaka
Fomba efa mahazatra ny mandohalika rehefa mivavaka. Fanehoana ny fanetren-tena teo anatrehan'Andriamanitra izany.