# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpino avy any Tyro. # Rehefa tapitra ny andronay tenY DH: "Rehefa tapitra ny fito andro" na "Fotoana handehanana" # nandohalika teny amorn-dranomasina dia nivavaka Fomba efa mahazatra ny mandohalika rehefa mivavaka. Fanehoana ny fanetren-tena teo anatrehan'Andriamanitra izany.