plt_tn/act/08/39.md

667 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto no mifarana ny fizaran'ny tantara momban'i Filipo sy ilay lehilahy avy any Etiopia. Nifarana teo amin' i Kaisara ny tantaran'i Filipo.

tsy hitan'ilay tandapa intsony izy

"tsy nahita an; i Filipo intsony ilay tandapa"

i Filipo dia niseho tany Azota

Tsy nisy fampahafantarana izay dian i Filipo hoe taiza izy no nanao Batisa ilay Etiopianina sy Azoto. Izy dia nanjavona tampoka teny an-dalana ho any Gaza ary niverina niseho tao amin'ny tanan-dehiben'i Azoto.

io faritra io

Io dia manambara ny faritra manodidina ilay tananan'i Azoto.

eraky ny tanan-dehibe rehetra

"ny tanan-dehibe rehetra ao amin'iomfaritra io"