# Fampifandraisana ny foto-kevitra Eto no mifarana ny fizaran'ny tantara momban'i Filipo sy ilay lehilahy avy any Etiopia. Nifarana teo amin' i Kaisara ny tantaran'i Filipo. # tsy hitan'ilay tandapa intsony izy "tsy nahita an; i Filipo intsony ilay tandapa" # i Filipo dia niseho tany Azota Tsy nisy fampahafantarana izay dian i Filipo hoe taiza izy no nanao Batisa ilay Etiopianina sy Azoto. Izy dia nanjavona tampoka teny an-dalana ho any Gaza ary niverina niseho tao amin'ny tanan-dehiben'i Azoto. # io faritra io Io dia manambara ny faritra manodidina ilay tananan'i Azoto. # eraky ny tanan-dehibe rehetra "ny tanan-dehibe rehetra ao amin'iomfaritra io"