plt_tn/2sa/11/14.md

400 B

nandefa izany tamin'ny alalan'ny tanan'i Oria

Ny andianteny hoe "tanan'i Oria" dia manondro an'i Oria mihitsy. DH: "naniraka an'i Oria mba hanolotra azy izany"

anoloan'ny ady mafy indrindra i Oria

"teo anoloan'ny laharan'ady indrindra izay tena ratsy ny fiadiana"

mialà eo aminy

"baikoy ireo miaramila mba hiala aminy"

mba mety ho voavely sy voavono izy

"mety haratra izy ka ho faty"