# nandefa izany tamin'ny alalan'ny tanan'i Oria Ny andianteny hoe "tanan'i Oria" dia manondro an'i Oria mihitsy. DH: "naniraka an'i Oria mba hanolotra azy izany" # anoloan'ny ady mafy indrindra i Oria "teo anoloan'ny laharan'ady indrindra izay tena ratsy ny fiadiana" # mialĂ  eo aminy "baikoy ireo miaramila mba hiala aminy" # mba mety ho voavely sy voavono izy "mety haratra izy ka ho faty"