plt_tn/zep/03/08.md

752 B

Fanambaran'Yaveh

Izay tenen'Yaveh mafy no dikan'izany.

Hitsanganako ho an'ny niharam-boina

"Hitsangana hanimba ny hiaram-boina Aho"

Ny hanangona ireo firenena, hamory ireo fanjakana

Midika zavatra mitovy ary manasongadina izay hitsaran'Yaveh ireo firenena rehetra ireto andian-teny roa ireto.

Ny fahatezerako, ireo fahavinirako mafy rehetra

Midika ho zavatra mitovy ireo teny hoe "fahatezerana" sy "fahavinirana mafy" ary manasongadina ny tanjaky ny fahatezeran'Yaveh. DH: "ny hatezerako mafy."

Mba ho levon'ny afon'ny fahatezerako ireo tany rehetra

DH: "fa izany no afon'ny fahatezerako izany no handevona ny tany rehetra"

Levon'ny afon'ny fahatezerako

Ny fahatezerana eto dia ilazana fa tahaka ny afo te andevona zavatra izy.