plt_tn/zep/03/08.md

24 lines
752 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fanambaran'Yaveh
Izay tenen'Yaveh mafy no dikan'izany.
# Hitsanganako ho an'ny niharam-boina
"Hitsangana hanimba ny hiaram-boina Aho"
# Ny hanangona ireo firenena, hamory ireo fanjakana
Midika zavatra mitovy ary manasongadina izay hitsaran'Yaveh ireo firenena rehetra ireto andian-teny roa ireto.
# Ny fahatezerako, ireo fahavinirako mafy rehetra
Midika ho zavatra mitovy ireo teny hoe "fahatezerana" sy "fahavinirana mafy" ary manasongadina ny tanjaky ny fahatezeran'Yaveh. DH: "ny hatezerako mafy."
# Mba ho levon'ny afon'ny fahatezerako ireo tany rehetra
DH: "fa izany no afon'ny fahatezerako izany no handevona ny tany rehetra"
# Levon'ny afon'ny fahatezerako
Ny fahatezerana eto dia ilazana fa tahaka ny afo te andevona zavatra izy.