plt_tn/zep/03/03.md

424 B

Liona mierona eo afovoany ireo andrian-dahiny

DH: "Maherisetra ireo mpitarika'ny Jerosalema."

Ireo mpitsarany dia amboadia amin'ny hariva izay tsy mamela na inona na inona mba ho hanina ny maraina

DH: "olon-dratsy izay mpaka zavatra ankeriny amin'ny hafa ny mpitsarany." Fanoharana ihany koa izany.

Lehilahy maditra sy mpamitaka ireo mpaminanin

DH: "lehilahy tsy mpankatoa sy tsy mena-mivadika ireo mpaminaniny."