# Liona mierona eo afovoany ireo andrian-dahiny DH: "Maherisetra ireo mpitarika'ny Jerosalema." # Ireo mpitsarany dia amboadia amin'ny hariva izay tsy mamela na inona na inona mba ho hanina ny maraina DH: "olon-dratsy izay mpaka zavatra ankeriny amin'ny hafa ny mpitsarany." Fanoharana ihany koa izany. # Lehilahy maditra sy mpamitaka ireo mpaminanin DH: "lehilahy tsy mpankatoa sy tsy mena-mivadika ireo mpaminaniny."