plt_tn/zep/01/07.md

645 B

Nanomana fanatitra sy efa nanokana ireo vahininy Yaveh

Maneho ny drafitr'Andriamanitra ity fitenenana ity ary ireo fomba ampiasan'ny fahavalo ny olony amin'ny fanatanterahana ny tanjony.

Ireo rehetra mitafy fitafiana vahiny

Manome soso-kevitra ity andian-teny ity fa nanao akanjo mitovy amin'ireo vahiny reo Israelita mba hampisehoana ny hatsaram-panahy amin'ireo doaniny sy hanompoana ireo andriamanitry ny vahiny.

Amin'izany andro izany

"Amin'ny andron Yaveh"

Ireo rehetra izay mandingana ny tokonana

Manondro ny olona izay midera manokana ny maha-andriamanitra ilay nantsoina hoe Dagana. DH: "ireo rehetra nidera an'i Dagana"