plt_tn/zep/01/07.md

16 lines
645 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nanomana fanatitra sy efa nanokana ireo vahininy Yaveh
Maneho ny drafitr'Andriamanitra ity fitenenana ity ary ireo fomba ampiasan'ny fahavalo ny olony amin'ny fanatanterahana ny tanjony.
# Ireo rehetra mitafy fitafiana vahiny
Manome soso-kevitra ity andian-teny ity fa nanao akanjo mitovy amin'ireo vahiny reo Israelita mba hampisehoana ny hatsaram-panahy amin'ireo doaniny sy hanompoana ireo andriamanitry ny vahiny.
# Amin'izany andro izany
"Amin'ny andron Yaveh"
# Ireo rehetra izay mandingana ny tokonana
Manondro ny olona izay midera manokana ny maha-andriamanitra ilay nantsoina hoe Dagana. DH: "ireo rehetra nidera an'i Dagana"