plt_tn/zec/14/14.md

16 lines
446 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.
# Joda ihany koa dia hiady hanohitra an'i Jerosalema
Ireo dikan-teny sasany mamaky hoe: "Hiady ahazoana an'i Jerosalema ihany koa i Joda." Tsy azo antoka ny lahatsoratra Hebreo.
# Hanangona ny harena
DH: "Hambabo ireo fananana izy ireo"
# maro be
" tena betsaka"