plt_tn/zec/14/14.md

446 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.

Joda ihany koa dia hiady hanohitra an'i Jerosalema

Ireo dikan-teny sasany mamaky hoe: "Hiady ahazoana an'i Jerosalema ihany koa i Joda." Tsy azo antoka ny lahatsoratra Hebreo.

Hanangona ny harena

DH: "Hambabo ireo fananana izy ireo"

maro be

" tena betsaka"