plt_tn/zec/14/06.md

16 lines
460 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.
# ny rano velona
Io dia midika hoe rano mandeha na mikoriana raha ny tokony ho izy, fa tsy rano mijanona na miandrona.
# ranomasina atsinanana
Io dia manondro ny Ranomasina Maty, izay atsinanan'i Jerosalema.
# ranomasina andrefana
Io dia manondro ny Ranomasin'i Mediteraneana.