plt_tn/zec/14/06.md

460 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireto dia manohy ny fanoritsoritana ny ady farany ho an'ny tanànan'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra azy.

ny rano velona

Io dia midika hoe rano mandeha na mikoriana raha ny tokony ho izy, fa tsy rano mijanona na miandrona.

ranomasina atsinanana

Io dia manondro ny Ranomasina Maty, izay atsinanan'i Jerosalema.

ranomasina andrefana

Io dia manondro ny Ranomasin'i Mediteraneana.