plt_tn/zec/13/07.md

20 lines
629 B
Markdown

# Ry sabatra! Asandrato
DH: "Ianao, ry sabatra! Miarena." Io dia didin'i Yaveh mba hanafihana sy hamonoana ny mpiandry ondriny.
# amin'ny mpiandry ondriko
Io dia manondro mpanjaka iray na mpanompon'i Yaveh iray.
# izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro
Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.
# ireo ondry
"Ny ondry" dia manondro ny vahoakan'Israely.
# ireo madinika
Io dia mety manondro ireo Israelita rehetra izay malemy sy tsy misy mpiaro.