# Ry sabatra! Asandrato DH: "Ianao, ry sabatra! Miarena." Io dia didin'i Yaveh mba hanafihana sy hamonoana ny mpiandry ondriny. # amin'ny mpiandry ondriko Io dia manondro mpanjaka iray na mpanompon'i Yaveh iray. # izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria. # ireo ondry "Ny ondry" dia manondro ny vahoakan'Israely. # ireo madinika Io dia mety manondro ireo Israelita rehetra izay malemy sy tsy misy mpiaro.