plt_tn/zec/13/04.md

24 lines
797 B
Markdown

# ny mpaminany tsirairay
Io dia manondro ireo mpaminany tsy marina; fa tsy ireo tena mpaminanin'i Yaveh.
# tsy hanao lamba voloina
Ny "lamba" dia manondro ny akanjo ivelany izay mavesatra. Vita tamin'ny volom-biby izany ary anaovan'ireo mpaminany matetika.
# miasa tany aho
Izany dia, "ireo mpamboly."
# ny tany no lasa asako raha mbola tovolahy aho
Ireo dikan-teny vaovao sasany dia mandika io lahatsoratra Hebreo io hoe "nisy lehilahy nahazo ahy tamin'ny fahatanorako" izany dia hoe, nahazo azy ho mpanompo.
# 'Inona ireo ratra eo anelanelan'ireo sandrinao ireo?
DH: "Ahoana no nahazoanao ireo tataka amin'ny tratranao ireo?" Io dia manondro ny fomban'ireo mpaminany tsy marina izay mandratra ny tenan'izy ireo ao anatin'ny fankalazany.
# hamaly izy
Izany dia hoe, hamaly lainga izy.