# ny mpaminany tsirairay Io dia manondro ireo mpaminany tsy marina; fa tsy ireo tena mpaminanin'i Yaveh. # tsy hanao lamba voloina Ny "lamba" dia manondro ny akanjo ivelany izay mavesatra. Vita tamin'ny volom-biby izany ary anaovan'ireo mpaminany matetika. # miasa tany aho Izany dia, "ireo mpamboly." # ny tany no lasa asako raha mbola tovolahy aho Ireo dikan-teny vaovao sasany dia mandika io lahatsoratra Hebreo io hoe "nisy lehilahy nahazo ahy tamin'ny fahatanorako" izany dia hoe, nahazo azy ho mpanompo. # 'Inona ireo ratra eo anelanelan'ireo sandrinao ireo? DH: "Ahoana no nahazoanao ireo tataka amin'ny tratranao ireo?" Io dia manondro ny fomban'ireo mpaminany tsy marina izay mandratra ny tenan'izy ireo ao anatin'ny fankalazany. # hamaly izy Izany dia hoe, hamaly lainga izy.