plt_tn/zec/13/03.md

12 lines
294 B
Markdown

# ny rainy sy ny reniny izay niteraka azy
Ny andianteny hoe "izay niteraka azy" dia manoritsoritra ny hoe "ny ray sy reniny" mba hanehoana fahagagana fa mitondra azy tahaka izany ireo ray aman-dreniny.
# Tsy ho velona ianao
DH: "Tsy maintsy maty ianao"
# handefona
Hanindrona azy ho faty.