plt_tn/zec/13/03.md

294 B

ny rainy sy ny reniny izay niteraka azy

Ny andianteny hoe "izay niteraka azy" dia manoritsoritra ny hoe "ny ray sy reniny" mba hanehoana fahagagana fa mitondra azy tahaka izany ireo ray aman-dreniny.

Tsy ho velona ianao

DH: "Tsy maintsy maty ianao"

handefona

Hanindrona azy ho faty.