forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
634 B
Markdown
16 lines
634 B
Markdown
# Hahita
|
|
|
|
"hahita an'i Tyro ravaina"
|
|
|
|
# Hanao ny tranony ao Asdoda ireo vahiny
|
|
|
|
DH: "Haka an'i Asdoda ary honina ao ireo vahiny"
|
|
|
|
# ary hanafoana ny fireharehan'ireo Filistina Aho
|
|
|
|
DH: "Tsy hataoko mirehareha amin'ny tenan'izy ireo intsony ireo Filistina"
|
|
|
|
# hanala ny ràn'izy ireo avy eo amin'ny vavany Aho ary ny fahavetavetan'izy ireo eo anelanelan'ny nifiny
|
|
|
|
Io dia manondro ny hena izay misy rà ao amin'izany, sy ny hena natolotra ho an'ireo sampy. Ataon'ny UDB mazava tsara izany. DH: "Tsy hamela azy ireo hihinan-kena izay mbola mandeha rà Aho, ary tsy hamela azy ireo hihinana sakafo izay natolotra ho an'ireo sampy" (UDB)
|