plt_tn/zec/09/05.md

634 B

Hahita

"hahita an'i Tyro ravaina"

Hanao ny tranony ao Asdoda ireo vahiny

DH: "Haka an'i Asdoda ary honina ao ireo vahiny"

ary hanafoana ny fireharehan'ireo Filistina Aho

DH: "Tsy hataoko mirehareha amin'ny tenan'izy ireo intsony ireo Filistina"

hanala ny ràn'izy ireo avy eo amin'ny vavany Aho ary ny fahavetavetan'izy ireo eo anelanelan'ny nifiny

Io dia manondro ny hena izay misy rà ao amin'izany, sy ny hena natolotra ho an'ireo sampy. Ataon'ny UDB mazava tsara izany. DH: "Tsy hamela azy ireo hihinan-kena izay mbola mandeha rà Aho, ary tsy hamela azy ireo hihinana sakafo izay natolotra ho an'ireo sampy" (UDB)