plt_tn/zec/09/03.md

595 B

nanorina fiarovana mafy ho an'ny tenany

Eto ny tanànan'i Tyro dia natao sary tahaka ny vehivavy iray. DH: "nanangana fiarovana mafy" na "nanangana manda avo"

nanangona volafotsy tahaka ny vovoka sy volamena voadio tahaka ny fotaka eny an-dalana

DH: "nanangona volafotsy sy volamena maro tahaka ny tany eny an-dalana"

Indro! hanafoana azy Andriamanitra

DH: "Tandremo! Haka ireo fananan'i Tyro ny Tompo"

hanimba ny tanjany an-dranomasina

DH: "ary hanimba ireo sambon'i Tyro izay hiadian'ny lehilahy an-dranomasina"

ho levon'ny afo izy

DH: "ary handoro ny tanàna amin'ny tany"