# nanorina fiarovana mafy ho an'ny tenany Eto ny tanànan'i Tyro dia natao sary tahaka ny vehivavy iray. DH: "nanangana fiarovana mafy" na "nanangana manda avo" # nanangona volafotsy tahaka ny vovoka sy volamena voadio tahaka ny fotaka eny an-dalana DH: "nanangona volafotsy sy volamena maro tahaka ny tany eny an-dalana" # Indro! hanafoana azy Andriamanitra DH: "Tandremo! Haka ireo fananan'i Tyro ny Tompo" # hanimba ny tanjany an-dranomasina DH: "ary hanimba ireo sambon'i Tyro izay hiadian'ny lehilahy an-dranomasina" # ho levon'ny afo izy DH: "ary handoro ny tanàna amin'ny tany"