plt_tn/zec/09/01.md

24 lines
688 B
Markdown

# Izao no fanambaran'ny tenin'i Yaveh mahakasika
DH: "Izao no hafatr'i Yaveh momba ny"
# ny tanin'i Hadraka sy Damaskosy
DH: "ny vahoakan'ny tanin'i Hadraka sy ny tanànan'i Damaskosy
# Fa ny mason'i Yaveh dia amin'ny olombelona rehetra
DH: "Fa mijery ny olon-drehetra i Yaveh" Na izany aza, ireo dikan-teny sasany dia mandika io andalana io hoe "eo amin'i Yaveh mason'olombelona sy ireo an'ireo fokon'Israely".
# Hamata
DH: "ny vahoakan'ny tanin'i Hamata"
# Tyro sy Sidona
DH: "ny vahoakan'ny tanin'i Tyro sy Sidona"
# na dia tena hendry aza izy ireo
Mety tsy tena hoe hendry ny vahoakan'i Hamata no tian'i Zakaria ambara. DH: "na dia heverin'izy ireo fa hendry aza izy ireo"