plt_tn/zec/09/01.md

688 B

Izao no fanambaran'ny tenin'i Yaveh mahakasika

DH: "Izao no hafatr'i Yaveh momba ny"

ny tanin'i Hadraka sy Damaskosy

DH: "ny vahoakan'ny tanin'i Hadraka sy ny tanànan'i Damaskosy

Fa ny mason'i Yaveh dia amin'ny olombelona rehetra

DH: "Fa mijery ny olon-drehetra i Yaveh" Na izany aza, ireo dikan-teny sasany dia mandika io andalana io hoe "eo amin'i Yaveh mason'olombelona sy ireo an'ireo fokon'Israely".

Hamata

DH: "ny vahoakan'ny tanin'i Hamata"

Tyro sy Sidona

DH: "ny vahoakan'ny tanin'i Tyro sy Sidona"

na dia tena hendry aza izy ireo

Mety tsy tena hoe hendry ny vahoakan'i Hamata no tian'i Zakaria ambara. DH: "na dia heverin'izy ireo fa hendry aza izy ireo"