plt_tn/zec/08/09.md

531 B

rehefa napetraka ny fototry ny tranoko

DH: "rehefa napetraka tamin'ny toerany ny fototry ny tempoliko" na "rehefa nanangana ny fototry ny tranoko ianareo"

Atanjaho ireo tananao

DH: "Miasà mafy"

Fa talohan'izany andro izany

DH: "Talohan'ny nanombohanareo nanangana ny tempoly indray"

tsy nisy vokatra voaangona

DH: "tsy nisy vokatra ho jinjaina"

tsy nisy tombony na ho an'ny olona na ho an'ny biby

Tsy nilain'ny olona sy ny bibin'izy ireo ny hamboly ny tany, satria tsy nahazo sakafo tamin'izany akory izy ireo.