# rehefa napetraka ny fototry ny tranoko DH: "rehefa napetraka tamin'ny toerany ny fototry ny tempoliko" na "rehefa nanangana ny fototry ny tranoko ianareo" # Atanjaho ireo tananao DH: "Miasà mafy" # Fa talohan'izany andro izany DH: "Talohan'ny nanombohanareo nanangana ny tempoly indray" # tsy nisy vokatra voaangona DH: "tsy nisy vokatra ho jinjaina" # tsy nisy tombony na ho an'ny olona na ho an'ny biby Tsy nilain'ny olona sy ny bibin'izy ireo ny hamboly ny tany, satria tsy nahazo sakafo tamin'izany akory izy ireo.