plt_tn/zec/07/08.md

24 lines
491 B
Markdown

# Tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Yaveh
"Nilaza ny teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.
# Aoka ny olona tsirairay hanao izany
Ny teny hoe "izany" dia manondro ny fomba tokony hitsaran'ny olona iray.
# mpitondratena
vehivavy maty vady
# kamboty
zaza maty ray aman-dreny
# ny vahiny
olona izay mandeha miala ao amin'ny taniny ho any amin'ny tany hafa
# aoka tsy hisy aminareo hitetika hanisy ratsy ny hafa ao am-ponareo
"aza manao tetika mba hanaovana ratsy"