plt_tn/zec/07/08.md

491 B

Tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Yaveh

"Nilaza ny teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.

Aoka ny olona tsirairay hanao izany

Ny teny hoe "izany" dia manondro ny fomba tokony hitsaran'ny olona iray.

mpitondratena

vehivavy maty vady

kamboty

zaza maty ray aman-dreny

ny vahiny

olona izay mandeha miala ao amin'ny taniny ho any amin'ny tany hafa

aoka tsy hisy aminareo hitetika hanisy ratsy ny hafa ao am-ponareo

"aza manao tetika mba hanaovana ratsy"