plt_tn/zec/06/14.md

1023 B

Hapetraka eo amin'ny tempolin'i Yaveh ny satro-boninahitra

DH: "Hametraka satro-boninahitra ao amin'ny tempoliko Aho"

satro-boninahitra

Ny teny hoe "satro-boninahitra" dia manondro mpanjaka iray fa manao satro-boninahitra ny mpanjaka.

Hapetraka eo amin'ny tempolin'i Yaveh

Io andianteny io dia manondro ny mpanjaka sady mpisorona ihany koa, fa manompo ao an-tempoly ny mpisorona.

Helema, Tobia, sy Jedaia

Jereo ny nandikana ireo anarana ireo tao amin'ny 6:9.

ho fahatsiarovana ny hatsaram-panahin'ny zanaka lahin'i Zefania

Ireo dikan-teny sasany vaovao dia mandika io andianteny io hoe "ho fahatsiarovana an'i Hena, zanak'i Zefania" na "ho fahatsiarovana ilay tsara fanahy, dia ilay zanaka lahin'i Zefania." Ireo dikan-teny sasany vaovao ihany koa dia mandika ny anarana hoe "Hena" hilazana ny anarana hoe "Josia."

ireo izay lavitra

Io dia manondro ireo Israelita izay nijanona tany Babylona.

ka ho fantatrao

Ny hoe "-nao" dia manondro ny vahoakan'Israely.

tena mihaino

"miheno amin-kitsimpo