plt_tn/zec/06/12.md

699 B

Miresaha aminy ary lazao

DH: "Niteny tamin'ilay anjely mba hiresaka amin'i Zakaria i Yaveh ka hanao hoe"

Rantsana

Nomen'ilay anjelin'i Yaveh io anarana io i Josoa mpanjaka vaovao. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:8 ihany io anarana io.

Hitombo

Ny teny hoe "mitombo" dia teny sarin'ny rantsana izao manomboka mitsimoka. DH: "Hitsimoka izy"

hanangana avo ny famirapiratan' izany

Ireo mety ho heviny dia 1) "nampitombo ny famirapiratan'ny tempoly na 2) "nanangana avo ary nampitafy famirapiratana ho an'ny tempoly mba ho an'ny tenany tahaka ny olona manao akanjo"

hisy ny fahazavan-tsain'ny fiadanana eo amin'izy roa

DH: "ho tafaray ireo andraikitry ny mpanjaka sy mpisorona"