# Miresaha aminy ary lazao DH: "Niteny tamin'ilay anjely mba hiresaka amin'i Zakaria i Yaveh ka hanao hoe" # Rantsana Nomen'ilay anjelin'i Yaveh io anarana io i Josoa mpanjaka vaovao. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:8 ihany io anarana io. # Hitombo Ny teny hoe "mitombo" dia teny sarin'ny rantsana izao manomboka mitsimoka. DH: "Hitsimoka izy" # hanangana avo ny famirapiratan' izany Ireo mety ho heviny dia 1) "nampitombo ny famirapiratan'ny tempoly na 2) "nanangana avo ary nampitafy famirapiratana ho an'ny tempoly mba ho an'ny tenany tahaka ny olona manao akanjo" # hisy ny fahazavan-tsain'ny fiadanana eo amin'izy roa DH: "ho tafaray ireo andraikitry ny mpanjaka sy mpisorona"