plt_tn/zec/06/05.md

12 lines
545 B
Markdown

# Ireo no rivotra efatry ny lanitra
Azavain'ilay anjely fa ireo kalesy misy soavaly dia famantarana ireo rivotra efatry ny lanitra.
# rivotra efatra
Ny teny hoe "rivotra" dia manondro ny: avaratra, atsinanana, atsimo, ary andrefana. Na izany aza, dia mandika io fiteny Hebreo io mba hilazana hoe "fanahy efatra" ireo dikan-teny vaovao sasany.
# ireo soavaly fotsy dia mivoaka mankany amin'ny firenena andrefana
Mandika io andianteny Hebreo io mba hilazana hoe "ireo soavaly fotsy dia natory taorian'izy ireo" ireo dikan-teny vaovao sasany.