plt_tn/zec/06/05.md

545 B

Ireo no rivotra efatry ny lanitra

Azavain'ilay anjely fa ireo kalesy misy soavaly dia famantarana ireo rivotra efatry ny lanitra.

rivotra efatra

Ny teny hoe "rivotra" dia manondro ny: avaratra, atsinanana, atsimo, ary andrefana. Na izany aza, dia mandika io fiteny Hebreo io mba hilazana hoe "fanahy efatra" ireo dikan-teny vaovao sasany.

ireo soavaly fotsy dia mivoaka mankany amin'ny firenena andrefana

Mandika io andianteny Hebreo io mba hilazana hoe "ireo soavaly fotsy dia natory taorian'izy ireo" ireo dikan-teny vaovao sasany.