plt_tn/zec/02/08.md

995 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Milaza ny fomba nandefasan'i Yaveh mpitsara ireo firenena izay nandroba an'i Jerosalema taminy i Zakaria.

nandroba anareo

"nangalatra ireo zavatra tao Jerosalema taorian'ny nanafihana azy"

fa na iza na iza mikasika anareo

Ny teny hoe "mikasika" dia manondro ny fikasihana mba handratrana. DH: "fa na iza na iza mandratra anareo"

anakandriamason' Andriamanitra

Ny anakandriamaso dia manondro ny faritra maizina anatin'ny voamaso izay ahafahan'ny olona mahita. Io dia faritra tena manan-danja sy sarotiny amin'ny vatana. Io andianteny io dia nampiasaina mba hilazana fa tena manan-danja amin'Andriamanitra tokoa i Jerosalema sady zavatra harovany.

haninjitra ny tanako amin'izy ireo

Io dia fihetsika natao mba hanehoana fa efa nifidy ny handrava zavatra Andriamanitra. DH: "mampafantatra fa horavana izy ireo"

ary dia ho babo...izy ireo

Efa voaroba ireo tanànan'izy ireo ary navela hisokatra mba hangalaran'ny olona izay zavatra tiany.