plt_tn/zec/02/06.md

16 lines
479 B
Markdown

# Haingana! Haingana!
Ireo teny roa ireo dia naverina ary maneho fandodonana ho amin'ny hafatra manaraka. Izany dia natao indroa satria tena manan-danja tokoa ilay hafatra.
# tany avaratra
Io dia manondro an'i Babylona.
# Izaho efa nampiely anareo toy ny rivotra efatry ny lanitra
Io dia midika fa mifanalavitra ny vahoakan'ny Israely. Ny rivotra efatra dia manondro ny lafy efatry ny tany.
# zanaka vavin'i Babylona
Io dia manondro ny renivohitry ny tanànan'i Babylona.