plt_tn/zec/02/06.md

479 B

Haingana! Haingana!

Ireo teny roa ireo dia naverina ary maneho fandodonana ho amin'ny hafatra manaraka. Izany dia natao indroa satria tena manan-danja tokoa ilay hafatra.

tany avaratra

Io dia manondro an'i Babylona.

Izaho efa nampiely anareo toy ny rivotra efatry ny lanitra

Io dia midika fa mifanalavitra ny vahoakan'ny Israely. Ny rivotra efatra dia manondro ny lafy efatry ny tany.

zanaka vavin'i Babylona

Io dia manondro ny renivohitry ny tanànan'i Babylona.