plt_tn/zec/01/20.md

24 lines
554 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manoritsoritra ny fahitan'i Zakaria aminy i Yaveh.
# tandroka izay nanaparitaka an'i Joda
Jereo ny ao amin'ny 1:18.
# tsy hisy olona afaka hanandratra ny lohany
Io andianteny io dia manoritsoritra olona izay matahotra loatra ny hijery zavatra izay mampatahotra azy. DH: "tsy misy olona nanan-kerim-po"
# handroaka azy ireo
"handroaka ireo firenena ireo"
# mba handrava ireo tandroka
"mba handresy ireo tafika"
# nanandratra tandroka
Io dia manondro ny fitsofana tandroka mba hibaikoana ny tafika.