plt_tn/zec/01/20.md

554 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manoritsoritra ny fahitan'i Zakaria aminy i Yaveh.

tandroka izay nanaparitaka an'i Joda

Jereo ny ao amin'ny 1:18.

tsy hisy olona afaka hanandratra ny lohany

Io andianteny io dia manoritsoritra olona izay matahotra loatra ny hijery zavatra izay mampatahotra azy. DH: "tsy misy olona nanan-kerim-po"

handroaka azy ireo

"handroaka ireo firenena ireo"

mba handrava ireo tandroka

"mba handresy ireo tafika"

nanandratra tandroka

Io dia manondro ny fitsofana tandroka mba hibaikoana ny tafika.