plt_tn/zec/01/16.md

24 lines
1003 B
Markdown

# Efa niverina tamin'i Jerosalema tamim-pamindram-po Aho
Ny fiverenana amin'i Jerosalema dia manondro ny fikarakarana ny vahoakan'Israely indray tahaka ny mpanjaka izay miverina mitarika ny vahoakany hiala amin'ny korontana.
# Ho voaorina ao anatiny ny tranoko
DH: "Haorina any Jerosalema ny Tempoliko"
# izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro
Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.
# ary ny famolaina dia ho henjanina amin'i Jerosalema!
DH: "Ho refesina i Jerosalema mialohan'ny hananganana azy indray"
# Ho tondraka soa indray ireo tanànako
Tondroin'i Yaveh toy ny hoe rano izy afaka mameno ny tanàna sy mihoatra ireo manda ireo zava-tsoa hataony ho an'ny vahoakan'Israely. DH: "Hanankarena indray ireo tanànan'i Israely"
# hampahery an'i Ziona indray Yaveh
DH: "Hankahery ny vahoakan'Israely indray i Yaveh"