plt_tn/zec/01/16.md

1003 B

Efa niverina tamin'i Jerosalema tamim-pamindram-po Aho

Ny fiverenana amin'i Jerosalema dia manondro ny fikarakarana ny vahoakan'Israely indray tahaka ny mpanjaka izay miverina mitarika ny vahoakany hiala amin'ny korontana.

Ho voaorina ao anatiny ny tranoko

DH: "Haorina any Jerosalema ny Tempoliko"

izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro

Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.

ary ny famolaina dia ho henjanina amin'i Jerosalema!

DH: "Ho refesina i Jerosalema mialohan'ny hananganana azy indray"

Ho tondraka soa indray ireo tanànako

Tondroin'i Yaveh toy ny hoe rano izy afaka mameno ny tanàna sy mihoatra ireo manda ireo zava-tsoa hataony ho an'ny vahoakan'Israely. DH: "Hanankarena indray ireo tanànan'i Israely"

hampahery an'i Ziona indray Yaveh

DH: "Hankahery ny vahoakan'Israely indray i Yaveh"