plt_tn/tit/03/14.md

454 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia nanazava ny antony maha zava-dehibe ny manome an'i Zena sy Apolosy.

Ny olontsika

Paoly dia manondro ireo mpino tany Kreta.

Manao

"Be atao."

Ilaina maika

Ireo dia zava-dehibe tsy nomanina fa zavatra ilaina avy hatrany izay tsy nampahafantarina azy taloha.

Mba tsy ahatonga azy ireo tsy hamokatra

Paoly dia miresaka ny vokatra tsara toy ny hoe voa. DH: "mba hamokatra vokatra tsara izy ireo."