plt_tn/tit/03/14.md

20 lines
454 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia nanazava ny antony maha zava-dehibe ny manome an'i Zena sy Apolosy.
# Ny olontsika
Paoly dia manondro ireo mpino tany Kreta.
# Manao
"Be atao."
# Ilaina maika
Ireo dia zava-dehibe tsy nomanina fa zavatra ilaina avy hatrany izay tsy nampahafantarina azy taloha.
# Mba tsy ahatonga azy ireo tsy hamokatra
Paoly dia miresaka ny vokatra tsara toy ny hoe voa. DH: "mba hamokatra vokatra tsara izy ireo."